a
FandraisanaVaovaom-paritraSEKOLY TAFO LANITRA AO MOROMBE : MANAMBARA NY TSY FITOVIANA ( FANAVAKAVAHANA ) MISY EO ANIVON’NY ZAZA MALAGASY

SEKOLY TAFO LANITRA AO MOROMBE : MANAMBARA NY TSY FITOVIANA ( FANAVAKAVAHANA ) MISY EO ANIVON’NY ZAZA MALAGASY

SEKOLY TAFO LANITRA AO MOROMBE : MANAMBARA NY TSY FITOVIANA ( FANAVAKAVAHANA ) MISY EO ANIVON’NY ZAZA MALAGASY

Raha ao anaty efitrano manarapenitra sy miloko volom-boasary marevaka no hita ianarany mpianatra eny an-drenivohitra dia toy izao amin’ny sary izao kosa ny ao amin’ny EPP ANTSOGNO ‚ fokontany Mampanrivo‚Kaominina Tanandava – Distrikan’i Morombe .

Tafo lanitra ny sekoly tsy misy rindrina ‚ solaitrabe iray ihany no ampiasaina ao andakilasy roa (T1 sy T2) . Ity solaitra ity izao no mampisaraka ny kilasy roa ary ihany koa no ampiasain’izy roa ‚ ny ilany an-kavia ampiasain’ny T1, ny ilany an-kavana kosa ny T2 ; Samy tsy misy dabolio . Efitra tokana no ampiasain’ny Tale ianarana no sady birao.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment