ALERTE
FOKONTANY LAMBANDY ‚ KAOMININA MAROMADIA – DISTRIKA ANALALAVA ‚ FARITRA SOFIA : Mandravarava ny afo ao an-tanàna . Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana dia miato ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-06 noho ny ahavony lelan’afo miredareda
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.