DLAIN SY RACHIDA VADINY
Nomarihina tamin’ny fomba miavaka ny faram-parany herinandro teo tany ivelany ny faha-05 taona niarahan’ny mpanakanto DLAIN sy RACHIDA vadiny . Vehivavy Malagasy i Rachida izay vady andefomandrin’ity mpanakanto Malagasy fanta-daza ity.
Mirary tokantrano sambatra ho azy hatrany
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.