COCA-COLA : HIVERINA HO AZO JIFAINA ETO MADAGASIKARA
Fantatra androany 11 Oktobra 2022 fa ny Orinasa Habibo Group no ho mpanjinjàra tokana ny vokatra Coca cola eto Madagasikara
izay hiarahiasa « The Coca-Cola Compagny » ‚ Hivarotra ireto vokatra manaraka ireto izy ireo : Coca-Cola, Fanta, Sprite ary Schweppes manerana ny faritanin’i Madagasikara.
![🇲🇬](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t30/1/16/1f1f2_1f1ec.png)
Betsaka ireo faly raha nandre ny vaovao ‚ ao kosa ireo milaza hiaka-bidy ireto vokatra ireto raha tafaverina eo.