a
FandraisanaVaovaom-paritraATSIMONDRANO : NIJARIDINA ADINY ROA MAHERY IREO MPIANATRA▪️NIANDRY NY FAHATONGAVANY MINISITRA

ATSIMONDRANO : NIJARIDINA ADINY ROA MAHERY IREO MPIANATRA▪️NIANDRY NY FAHATONGAVANY MINISITRA

ATSIMONDRANO : NIJARIDINA ADINY ROA MAHERY IREO MPIANATRA▪️NIANDRY NY FAHATONGAVANY MINISITRA

Nasaina tonga tamin’ny 07 Ora sy sasany maraina ireo mpianatra ao amin’ny EPP sy CEG Atsimondrano ‚ faritra Analamanga androany talata 11 Oktobra 2022 fa hisy ny fizarana mari-pakasitrahana hoan’ireo mpianatra nahazo « Lauréat CEPE ‚ BEPC… » . Tonga niaraka tamin’ireo mpianatra ihany koa ny Ray aman-dReny ka toy izao ny zava-nisy :
Tantaraiko zavatra mampiditra devoly vao maraina ianareo?

 Nahazo message ireo responsables sekoly CISCO Atsimondrano fa hisy fizarana loka ho an’ireo lauréats CEPE androany 11 octobre. Amin’ny 7H15 no natao tonga teo amin’ny EPP Itaosy ny lauréats.

Tonga teo amin’ny 7H15, tsy misy n’inon’inona fa vao olona miedinedina mametaka sono sy manao décoration no hita.
8H: Nandeha nanontany tao amin’ny EPP Itaosy ny tompon’andraikitry ny sekolin’ny zanako.
Tamin’izany vao nampahafantarina fa fitokanana WC no ataon’i ramatoa minisitra ao amin’ny EPP Itaosy, avy eo ramatoa ministra vao handeha hitokana CEG.
Vers 10H vao remise certificats ho an’ireo lauréats any amin’ny LJRA cité Itaosy 🤬🤬🤬

 Mihevitra moa ry zareo ao amin’ny MEN fa à la disposition an’ zareo izany ny ray aman-dreny sy ny mpianatra ka tsy maintsy manaraka izay programme-ny.

Manenjika izany amin’ny 7H15 izany izahay mifoha amin’ny 5h30.
Tsy vitan’izay fa ny asa aman-draharahanay ahemotra daholo.
Ho fanajako ny fianaran-janako sy ny zanako izay tsy naninona tanatin’izao zavatra izao dia afodiko ny vavako 🤬🤬🤬
Ianareo mantsy no eo izao 😠 mais ayez un minimum de respect envers ces petits enfants qui prendront exemple sur vous et qui sont les futurs dirigeants 😒😏
(Sary nalaiko teo amin’ny EPP Itaosy tamin’ny 7H30: mpianatra nozaraina tenue ( tablier+ kapa) androany. Santionana mpianatra ihany ireo nahazo tenue fa tsy izy rehetra, satria ireo no hihobihoby an’ dramatoa MEN hitokana WC. Répétition mafotaka ny merci sns teto)
Nijaridina teo araka izany ireo mpianatra fa tamin’ny 12 Ora sy fahefany ( mitatao vovonana ) vao tonga ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena ‚ efa nitolefika nona ny mpianatra sasany izay nijanona naharitra teo amin’ny hain’andro ‚ misy ireo nanapa-kevitra ny hipetraka teo amin’ny fotaka fa ela loatra ny fahatongavana.
izotra ampilaminana ny fizarana mari-pakasitrahana hoan’ireo ankizy sy hetsika rehetra taorian’izay.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment