BAHOEJY : MIZOTRA MILAMINA NY FANAMBOARANA NY TRANONY
Mandeha ary mizotra milamina ny asa fanamboarana ny tranon’ny mpanakanto BAHOEJY ao Ambohimandririna kaominina Ambodimandresy . Ampy ny fitaovana natolotry ny Jeneraly Lylyson ‚ Governoran’ny faritra Sofia izay miantoka ny fanamboarana tanteraka ny tranony ‚ tombanana ho vita ny volana Novambra 2022 izao izy ity ‚ raha ny fanazavana nomeny mpanao trano.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.