TAZZA ANDRIANAINA NO PREMIER DAUPHIN ๐ฌ MISTER รLE DE MADAGASCAR : MANOMANA NY DIANY ANY DUBAร IHANY KOA
Hisidina sy hitsangatsangana any DUBAร โ ilay tanร na anisany lafatra indrindra eran-tany ity tovolahy zanaky ny faritra Sofia izay nandray anjara taminโny fifaninana MISS ET MISTER รLE DE MADAGASCAR ity ka nahazo faharoa ( PREMIER DAUPHIN ) aminโny Tovolahy tsara tarehy sy bikร na eto Madagasikara fantatra aminโny anarana TAZZA ANDRIANAINA ity atsy ho atsy . Raha tsy misy fihovana dia hiainga izy ireo manodidina ny 20 Oktobra 2022 izao.
Miisa roa araka izany ny solontena โ zanaky ny faritra Sofia hiaradia aminโireo mpikarakara ny ยซ MISS ET MISTER รLE DE MADAGASCAR ยป dia i MISTER TAZZA ( PREMIER DAUPHIN ) sy MISS TRIDY ( PREMIรRE DAUPHINE ).
Miarahaba sy mirary soa ho azy ireo isika
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.