a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaILAY TOVOLAHY NALAZA TAMPOKA

ILAY TOVOLAHY NALAZA TAMPOKA

ILAY TOVOLAHY NALAZA TAMPOKA

Tovolahy iray nanao receveur-na TAXI-BE Antananirivo ity nalaza tampoka ity . Nisy nandefa tamin’ny pejy maromaro ny sariny mihazona saran-dalana ao anaty TAXI-BE ‚ betsaka ireo vehivavy taitra nahita izany ka nandefa fanomezana ho azy ny sasany androany.

Miavaka fona ny tovolahy Malagasy ary betsaka amin’ireo tovolahy eto Madagasikara no Bogosy fa izy aloha hitany karatra hatreto ka mirary soa azy isika.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment