a
FandraisanaVaovaom-paritraAMPOMAVENTY MAROMANDIA : TRANO 77 TAFO NARAVAN’NY AFO

AMPOMAVENTY MAROMANDIA : TRANO 77 TAFO NARAVAN’NY AFO

AMPOMAVENTY MAROMANDIA : TRANO 77 TAFO NARAVAN’NY AFO

Rava tanteraka ary tsy misy azo raisina ( ny vola ‚ vary ‚ fitaovana maro… ) ny zavatra rehetra tao anaty trano manodidina 77 tafo tao Ampomaventy Maromadia ‚ Distrikan’i Analalava ny alakamisy 29 Septambra 2022 teo ‚ raha nandalovany afo-be niredareda.

Tsy mbola fantatra mazava ny niantombohany afo fa olona aman-jatony mahery tsy manan-kialofana ankehitriny ary manao antso tolo-tànana sy vonjy aina amin’olona rehetra fa indrindra ny fitondram-panjakana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment