a
FandraisanaVaovaom-paritraMOHAMED RAFIK SY NY ZANANY LAHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA NOHO NY FANDAVANA DIDIM-PITSARANA MOMBA NY ADI-TANY TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

MOHAMED RAFIK SY NY ZANANY LAHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA NOHO NY FANDAVANA DIDIM-PITSARANA MOMBA NY ADI-TANY TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

MOHAMED RAFIK SY NY ZANANY LAHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA NOHO NY FANDAVANA DIDIM-PITSARANA MOMBA NY ADI-TANY TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

 Ny ariva teo no fantatra fa nahiditra am-ponja vonjy eto Antsohihy i Mohamed Rafik sy ny zanany lahy . Ny fandavana ny didim-pitsarana sy fanalam-baraka vadi-tany no voalaza ho antony nitazomana azy ireo ary i Amizaha Issouf sy ilay vadi-tany nanao fampiharana ny didim-pitsarana no voalaza ho tompony fitorohana ‚ raha ny loharanom-baovao.

Mbola misy olona roa izay naneho ny heviny nandritra ny fotoana nampiharana ny didim-pitsarana izay niteraka resa-be iny no voatory saingy nahazo fahafahana vonjy maika izy ireo ‚ mbola tsy fantatra sy tsy voafaritra mazava kosa ny fotoam-pitsarana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment