a
FandraisanaVaovaom-paritraOLONA VARIRA : MIAINA AO ANATY TEBITEBY LAVA

OLONA VARIRA : MIAINA AO ANATY TEBITEBY LAVA

OLONA VARIRA : MIAINA AO ANATY TEBITEBY LAVA

« Tsy manana hery hafa izany izahay, tsy misy « diamant » ny masonay. Miangavy, mba atsaharo ny herisetra atao aminay. Tebiteby lava no hiainanay. » hoy izy ireo niangavy mafy ny hampitsaharana ny herisetra sy habibiana mihatra amin’olona varira tahaka azy eto Madagasikara.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment