a
FandraisanaVaovaom-paritraMAMPIKONY : LEHILAHY IRAY MATY NOTETITETEHAN’OLONA TAO AMBODISATRA

MAMPIKONY : LEHILAHY IRAY MATY NOTETITETEHAN’OLONA TAO AMBODISATRA

MAMPIKONY : LEHILAHY IRAY MATY NOTETITETEHAN’OLONA TAO AMBODISATRA

 Nidiran’olona an-keriny tao anaty trano fitehirizana paraky ao Ambodisatrana ity lehilahy ity ka notetitetehan’izy ireo aveo ary maty tsy tra-drano ny sabotsy 24 Septambra 2022 ‚ tokony ho tamin’ny 08 Ora alina . Olona telo no voatondro ho nahavanon-doza ‚ raha ny fitantaran’ilay namany. ‚ izay tsy nokasihin’ireo tsy mataho-tody.

Avy ao Ambodisatrana ‚ kaominina Ambohitoaka ‚ Distrikan’i Mampikony ity lehilahy namoy ny ainy ity . Mitaky ny hanaovana fanadihadiana lalina ‚ ahafantarana sy azahoana ireo tompon’antoka ny fianakaviana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment