PIERROT MPITENDRY : EFA AN-DALANA HIHAZO NY TANÀNA ANTSOHIHY NY NOFO MANGATSIKANY
Niala tao an-drenivohitra ary nitodi-doha aty Antsohihy ny mitatao vovonana teo ny nofo mangatsikan’itompokolahy Pierrot ‚ mpitendry ao amin’ny tarika Jaojoby izay nodimandry ny zoma 23 Septambra 2022 teo.
Nanontrona sy nanao veloma azy teny amin’ny “ fast food Ankatso ” ireo mpanakanto namany sy ireo zanaky ny faritra Sofia maro . Mirary azy handry ampiadanana ![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.