TETEZANA MAROAMBITSY : VITA SOAMATSARA ARY NOTOKANANY SENATERA ALIDY BIN SOUFOU
Nahoraka sy nanakoako ren-tany ‚ ren-danitra ny lanonana goavana ‚ nanaovana fitokanana fotodrafitr’asa ‚ tetezana ao Maroambitsy izay efa nampanahirana ny mponina an-taonany maro.
Nidina ifotony ary nolanjaina mihitsy ny senatera Alidy Bin SOUFOU nandeha nitokana ity fotodrafitr’asa vitany ity . Tsy voalaza mazava nandritra ny fitokanana ny teti-bola nanaovana sy nanamboarana izany.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.