a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaPIERROT MPITENDRY : NINDAOSIM-PAHAFATESANA

PIERROT MPITENDRY : NINDAOSIM-PAHAFATESANA

PIERROT MPITENDRY : NINDAOSIM-PAHAFATESANA

Na efa niezaka nifanampy sy nifanome tànana aza ny samy mpanakanto ‚ ny olom-pirenena Malagasy maro dia tsy tana ny ainy PIERROT ‚ mpanakanto sady mpitendry « clavier » tao amin’ny tarika Jaojoby ny marina teo.

Mirary fiononana feno ary mankahery ny fianakaviana manamanjo ‚ ny fianakaviam-ben’ny mpanakanto eto Madagasikara.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment