a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaBASTA LION : TSY NATAO HOAN’OLONA TSY MANAMBOLA ARY TSY NATAO HOAN’NY TANINDRANA NY KOPY-KOLE

BASTA LION : TSY NATAO HOAN’OLONA TSY MANAMBOLA ARY TSY NATAO HOAN’NY TANINDRANA NY KOPY-KOLE

BASTA LION : TSY NATAO HOAN’OLONA TSY MANAMBOLA ARY TSY NATAO HOAN’NY TANINDRANA NY KOPY-KOLE

Hafatra mahitsy no nalefan’ny mpanakanto Basta Lion ‚ hoan’ilay tovolahy nanao KOPY-KOLE any . Teny marina sy mahitsy no alefako aminao zandriko izay nanao kopykole ny tenako ‚ efa haiko fa tsy ho lany ianao satria tsy natao hoantsika amin’ny sisiny ( tanindrana ) izy io ary tsy natao hoan’olona tsy manam-bola ihany koa . Ankoatrizay ‚ izaho izay nalainao tahaka io mpanakanto “barbo” ‚ tsy manan-katao , tsy manam-bola ‚ Tehampindrana lamba anao aho fa lamba novidiko tamin’ny “friperie” 67ha izy ireto ka mankasitraka anao nisafidy ny hanao kopykole ny badman ‚ hoy izy tao amin’ny pejiny raha fintinina sy ahitsy.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment