VANGAINDRANO : OLONA AMAN-JATO TSY MANAN-KIALOFANA VOKATRY NY HAIN-TRANO MAHATSIRAVINA TAO MANOMBO
Miandrandra tolo-tànana ary mila vonjy amin’ny fitondram-panjakana ireo olona aman-jatony ‚ traboina ao Manombo Vangaindrano . Raha tsiahivina ‚ Levon’ny afo niredareda ny trano ampolony maro ny tolakandro teo.
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.