a
FandraisanaVaovaom-paritraANTANANARIVO : VOAHILIKILIKA ARY VOAHITSAKITSAKA NY ZON’OLONA VARIRA

ANTANANARIVO : VOAHILIKILIKA ARY VOAHITSAKITSAKA NY ZON’OLONA VARIRA

ANTANANARIVO : VOAHILIKILIKA ARY VOAHITSAKITSAKA NY ZON’OLONA VARIRA

Nolavin’ny sekoly tsy miankina iray ao an-drenivohitra ny fidiran’i RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà na i Taratra hianatra ao aminy noho izy varira . Mety hitarika amin’ny fikatonan’ny sekoly ny fisian’ity tovolahy varira ity ao amin’ny sekoly nohon’ny tahotry ny mpianatra hoy izy ireo ‚ raha ny fitantaran’i Taratra.

Mafy ny manjohy ireo olona varira eto Madagasikara ‚ Ankoatriny fampihorohoroana iainany noho ny tsy fandriampahalemana ‚ mbola voahilikilika ihany koa eny anivon’ny fiarahamonina.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment