a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMISTER SOFIA ÉDITION TANA : ANDRIANAINA Tazza 🦅 TAFAKATRA “DEMI-FINALE” AMIN’NY “MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR”

MISTER SOFIA ÉDITION TANA : ANDRIANAINA Tazza 🦅 TAFAKATRA “DEMI-FINALE” AMIN’NY “MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR”

MISTER SOFIA ÉDITION TANA : ANDRIANAINA Tazza 🦅 TAFAKATRA “DEMI-FINALE” AMIN’NY “MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR”

 Tsy diso anjara fa manana solontena ‚ hitondra ny voninahitry ny faritra ary haneho ny hakantony amin’ny fifaninana « MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR » ny faritra Sofia ‚ fa manana an’i Tazza ANDRIANAINA ‚ tovolahy 23 taona ‚ mirefy 1m80.

Tafakatra amin’ny dingana ( demi-finale ) manaraka izy ka miantso ireo zanaky ny faritra Sofia ‚ ny Malagasy rehetra hanohana azy amin’ny fifaninana.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment