ROSE : Anisan’ireo mpanakanto nanontrona ny lanonam-panambadian’ny mpanakanto DADILOVE sy LANDRISSA omaly 17 Septambra 2022.
Misava hatramin’ireo olana kofa ankilanao ‚ na masoandro na diavolana ko angalaiko izany azoko fô . Anao fahasambarako io ny tononkira anisany nampalaza azy ‚ raha nampiara-peo tamin’ny Général Degré . Ataovy ao amin’ny « commentaires » ireo tononkirany fantatrao sy ankafizinao
Mirary ny soa sy ny meva ary tsara mandrakariva ho azy ‚ ho tonga amin’ny tanjona hiriana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.