Mendrika azy kosa ny atao « BRAVO » sa ahoana hoy anareo
Samy nankafy sy naka fafiny izy roa mivady teto ‚ niara-nandihy nanokatra ny lanonam-panambadiana ( alim-pandihizana ) . Mirary tokantrano sambatra ho azy hatrany
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.