CONSTANT RAVELOSON : TSY VOLAN’NY FILOHAM-PIRENENA NA AN’NY TIM NA HVM NO NANAMBOARANA NY LALAM-PIRENENA FAHA-05
Tsy tokony hirehareha na hifanome tsiny ireo mpanao politika momba ny fanaboaran-dalana vita ao amin’ny lalam-pirenena faha-05 fa tsy volan’ny filoham-pirenena na TIM na HVM nanaovana izany ary adidin’ny fitondram-panjakana mifandimby ny manao izay mahatsara ny vahoaka.hoy ny fanehoan-kevitry Constant RAVELOSON ‚ mpandinika ny raharaham-pirenena.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.