ANTSOHIHY: TSIMANDRINDRIN’NY LANONANA ARA-PANAMBADIANA MPANAKANTO DADI LOVE
Hanomboka tsy hoela ny fanokafana ofisialy ny tsimandrimandrin’ny lanonana ara-panambadiana ‚ Mariazin’ny mpanakanto Dadilove ‚ izay atao eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia rahampitso 17 Septambra 2022.
Alim-pandihizana miaraka amin’ireo mpanakanto maro eto ampitan’ny villa kambana Ambalabe Antsohihy no hanombohana izany izao alina izao.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.