AMBALIHA ‚ DISTRIKAN’I ANALALAVA : LANONANA ARA-PANAMBADIANA
Vita soamatsara ny tsaboraha ‚ lanonana ara-panambadiana nentim-paharaza nataon’ny mpanakanto Dadilove sy ny vadiny ary ireo fianakaviana
Mirary tokantrano feno fahasambarana ho azy mivady e ![😍](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t2/1/16/1f60d.png)
![😍](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t2/1/16/1f60d.png)
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.