a
FandraisanaVaovaom-paritraGULBERT RANDRIAMAHAZAKA : HOENTINA ATY ANTSOHIHY NY NOFO MANGATSIKANY

GULBERT RANDRIAMAHAZAKA : HOENTINA ATY ANTSOHIHY NY NOFO MANGATSIKANY

GULBERT RANDRIAMAHAZAKA : HOENTINA ATY ANTSOHIHY NY NOFO MANGATSIKANY

Raha ny fampitam-baovao vaovao farany momba an’itompokolahy Gulbert RANDRIAMAHAZAKA dia hoentina aty Antsohihy ny nofo mangatsikany rahampitso 16 septambra 2022 ‚ aoriany fandevenana ilay anadahim-badiny ( valilahiny ) izay namoy ny ainy niaraka taminy.

Any Ambatolampy toerana handevenana ny valilahiny no misy ny Razana amin’izao . Mankahery hatrany ny fianakaviana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment