a
FandraisanaVaovaom-paritraAIMÉRLINE RASOAHAJA : NAMPANDALOVINA TAO AMIN’NY SEKOLY « IMAM DJ’AFAR SADIQ » AMBOTRARAHABA NY NOFO MANGATSIKANY

AIMÉRLINE RASOAHAJA : NAMPANDALOVINA TAO AMIN’NY SEKOLY « IMAM DJ’AFAR SADIQ » AMBOTRARAHABA NY NOFO MANGATSIKANY

AIMÉRLINE RASOAHAJA : NAMPANDALOVINA TAO AMIN’NY SEKOLY « IMAM DJ’AFAR SADIQ » AMBOTRARAHABA NY NOFO MANGATSIKANY

Ny maraina teo no tonga tao Antananarivo ny nofo mangatsikan-dratompokovavy Aimérline RASOAHAJA ‚ izay namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho ny 11 Septambra 2022 teo tao Ampondrabe Antsohihy . Nampandalovina tao amin’ny sekoly nianarany teo aloha ( IMAM DJ’AFAR SADIQ ) ao Ambotrarahaba mba hatao veloma farany.

Aorian’izany mihainga mamonjy ny fasan-dRazany izay 110km miala ao Antananarivo.

Mankahery hatrany ny fianakaviana manamanjo 🙏
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment