AIMÉRLINE RASOAHAJA : NATAO VELOMA FARANY TAO AN-TRANON-DRAINY ARY NOHENTINA ANY ARIVONIMAMO
Ny mitatao vovonana androany 14 Septambra 2022 no natao veloma farany teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ‚ ilay tovovavy 22 taona ‚ ( 3 ème année en Gestion ) namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho ny 11 Septambra 2022 teo . Hoentina hitodi-doha any Arivonimamo ‚ Antananarivo izay misy ny fasan-dRazana izy raha ny fanazavana.
Ranomaso no nameno ny tavan’ny tanora fa indrindra ireo namany sy fianakaviana izay tsy mahafoy azy ‚ noho ny fandaozana tampoka . Mirary azy handry ampiadanana ![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🌺](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t99/1/16/1f33a.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🌺](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t99/1/16/1f33a.png)
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.