a
FandraisanaSportSAHANTONA ‚ MANDRITSARA : NANJAVONA NY SOATOAVINA MALAGASY NOHO NY FAHANTRANA

SAHANTONA ‚ MANDRITSARA : NANJAVONA NY SOATOAVINA MALAGASY NOHO NY FAHANTRANA

SAHANTONA ‚ MANDRITSARA : NANJAVONA NY SOATOAVINA MALAGASY NOHO NY FAHANTRANA

Mba nila vonjy amin’ny hitondrana ilay olona nianjera tampoka tao anaty lavaka fitrandrahana volamena ny ekipa nitondra marary ‚ hamonjy toeram-pitsaboana haingana afahana mamonjy ilay olona nianjera tampoka ka naratra mafy tao anaty lavaka fitrandrahana volamena ao Sahantona Mandritsara.

Tsy nety hitondra ilay marary anefa sy ny mpikarakara azy anefa ny mpamily iray izay niangaviana mafy tany an-toerana raha tsy efa feno tanteraka ny saran-dalana.

I am text block. Click edit button to change this text. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.

Raha ianao tamin’ny toeran’ilay mpamily ‚ na mpitondra marary mila vonjy haingana ‚ ahoana ny hevitrao ? Raha Tsiahivina ‚ Tafakatra 5900Ar ary 6000Ar ‚ 7000Ar ary 10 000Ar ny vidin-tsolika amin’ireny toerana saro-dalana ireny.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment