AMBANJA : TSIZARIZARY NY FISITRAHAN’NY ANKIZY NY ZO HIANATRA
Toy izao ny efitrano fianarana ao amin’ny fokontany Betsiriry Ambatofotsy ‚ kaominina Agnorontsagagna na Antanibe Andrefagna – Distrikan’i Ambanja.
Laharana faha-04 ao amin’ny Tanjona hoan’ny fampandrosoana lovain-jafy ( ODD ) ary tafiditra anaty velirano faha-04 nataon’ny Filoha Andry Rajoelina : « Ny Fanabeazana hoan’ny rehetra ».
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.