a
FandraisanaVaovaom-paritraRN 4 : ZAZA 12 TAONA HITA FATY TEO AMORON-DALANA ▪️TSY NISY TOVA ( FO SY ATY ) INTSONY

RN 4 : ZAZA 12 TAONA HITA FATY TEO AMORON-DALANA ▪️TSY NISY TOVA ( FO SY ATY ) INTSONY

RN 4 : ZAZA 12 TAONA HITA FATY TEO AMORON-DALANA ▪️TSY NISY TOVA ( FO SY ATY ) INTSONY

Teo amoron-dalana avaratry ny tanàna Mahatsinjo amin’iny lalam-pirenena faha-04 iny no hita faty ity zazalahy kely 12 taona ‚ mainty fihodirana ‚ maillot maitso ny anatin’ny akanjony ary maillot manga n°7 sy pantalon vert armée ivelany.

Tsy nahitana Tova ( aty sy fo ) intsony ny fahitana azy . Novotrahin’ireo tsy mataho-tody ve sa nohoanin’ny Biby ilay zazakely ? Tsy mbola fantatra ny fianakaviany hatreto ka anaovana antso avo ary asaina hanatona Lapan’ny tanàna Mahatsinjo izay mahafantatra azy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment