a
FandraisanaPolitikaLALATIANA RAKOTONDRAZAFY : TSY MIARAKA AMIN’NY BEN’NY TANÀNA TSY MIASA NY ANTOKO FREEDOM

LALATIANA RAKOTONDRAZAFY : TSY MIARAKA AMIN’NY BEN’NY TANÀNA TSY MIASA NY ANTOKO FREEDOM

LALATIANA RAKOTONDRAZAFY : TSY MIARAKA AMIN’NY BEN’NY TANÀNA TSY MIASA NY ANTOKO FREEDOM

Notokanana androany 13 Septambra 2022 ny Biraon’ny kaominina sy Tranompokonolona ao Ampandriakilandy ‚ izay vita noho fiarahamiasan’ny Ben’ny tanàna sy ny antoko Freedom araka fanazavana.

«Tsy miaraka amin’ny Ben’ny tsy miasa ny Antoko Freedom ‚ ary ny miasa ihany no ampiana ‚ tia vahoaka ary miasa hoan’ny vahoaka ny fitondram-panjakana izay tarihiny Filoha Andry Rajoelina ka ho tolorana jiro hanazava ny tanàna ‚ omena fampitaovana ny Birao vaovao sy ny Tranompokonolona mba hamahana ny olon’ny vahoaka sy afahana miroso haingana amin’ny fampandrosoana » hoy ny Filohan’antoko politika Freedom ‚ Lalatiana Rakotondrazafy Andriantongarivo sady Ministry ny serasera sy ny kolontsaina ‚ nitokana fotodrafitr’asa vita tao Ampandriakilandy ‚ ankoatrizay dia hisy fanampiana atolony amin’ny fanaboaran-dalana 4km miala ny arabe ‚ miditra ny tanàna ao Ampandriakilandy – Distrikan’Antsohihy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment