AIMERLINE RASOAHAJA : TOVOVAVY 22 TAONA▪️ANISAN’IREO NAMOY NY AINY TAO ANATY RANOMASINA TAO AMPONDRABE ANTSOHIHY
Tovovavy 22 taona ‚ mpianatra ( 3 ème année en Gestion ) manomana «soutenance» afaka volana vitsivitsy i Aimérline RASOAHAJA na LAMIAH ahafantarany maro azy . Anisan’ireo 12 mahery namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho tao Ampondrabe Antsohihy omaly 11 Septambra 2022.
Ontsa sy torotoro tanteraka ny fo noho ny tranga ‚ Mirary azy handry ampiadanana ary Mankahery ny fianakaviana ![🌺](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t99/1/16/1f33a.png)
![🌺](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t99/1/16/1f33a.png)
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.