ANALALAVA : AMPERIN’ASA NY LEHIBEN’NY DISTRIKA VAOVAO
Tao anaty firahalahiana tanteraka no nanaovan’ny lehiben’ny Distrika teo aloha David Jeannick sy Naina izay hisolo toerana azy.
Ny fahaizana miaramonina sy fifanomezan-tànana eo amin’ny samy mpiaramiasa sy ny vahoaka tao Analalava no nampiavaka ny lehiben’ny Distrika teo aloha izay inoana fa ho tohizan’ilay vaovao sady hohatsarainy izany . Amperin’asa manomboka izao ny lehiben’ny Distrika vaovao.
Mirary azy hahavita be amin’ireo adidy goavana napetraka taminy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.