a
FandraisanaToekarenaLILY GASIKARA : TSY MAHAMENATRA NY SARINAY ROA ( samy lehilahy ) MIFANOROKA SATRIA MIFANKATIA IZAHAY

LILY GASIKARA : TSY MAHAMENATRA NY SARINAY ROA ( samy lehilahy ) MIFANOROKA SATRIA MIFANKATIA IZAHAY

LILY GASIKARA : TSY MAHAMENATRA NY SARINAY ROA ( samy lehilahy ) MIFANOROKA SATRIA MIFANKATIA IZAHAY

Manana villa eto Mahajanga aho ‚ nahitako lehilahy tia aho fa tsy mpiatsaravelatsihy sady tiako ihany koa . Tsy mahamenatra azy ny maha sarim-bavy ( PD ) tenako ary izany no hizarako sarinay roa eto ka tsy miasa saina amin’ireo tsy mankafy sy manaratsy aho fa fiainako izany fa tsy fiainanao ary maro lehilahy milaza tia aho saingy saingy fiatsarambelatsihy no betsaka ka isaorako zagnahary ‚ nahitako lehilahy tiako sady tia zaho ‚ hoy izy namoaka sarin’ny sipany mifanoroka tao amin’ny pejiny.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment