a
FandraisanaToekarenaNAHAZO HAFATRA INDRAY NY DEPIOTE SAHALA AMIN’NY TOMOBILINA MANETROKA SY MILA TOSIKA VAO VELONA ETO

NAHAZO HAFATRA INDRAY NY DEPIOTE SAHALA AMIN’NY TOMOBILINA MANETROKA SY MILA TOSIKA VAO VELONA ETO

NAHAZO HAFATRA INDRAY NY DEPIOTE SAHALA AMIN’NY TOMOBILINA MANETROKA SY MILA TOSIKA VAO VELONA ETO

Nambaran’i Andie, vadin’ny mpanakanto sady DJ, Joy K fa nisy depiote nanadala sy nandrabiraby vola azy fa hoe te hiaraka aminy.Tahaka izao ny valin-kafatra

 » Hitanao ity post ity satria mbola tsy no bloquer- ko aloha ianao hatreto, tsy haiko oe mitady buzz ve ianao dia mi insiste be ohatranio amin’izay oe publier- ko ny anaranao sy ny sarinao na oe maninona, fa mbola fanajako ny vady aman- janakao aloha dia tsy ataoko izay satria a sady vady koa no reny , fa kosa ajanony amin’izay ilay message sy fandefasana ny sarinao aty amiko fa tena LEO be a. Sady izao mr le député oooo ra ampirafy an’ny vadiko ihany aho an dia lehilahy ohatran’ny voiture de sport mbola mijoro tsara, mande be sy mantanjaka be no hiarahako fa tsy tomobilina efa manetroka tsy fakatra fiakarana , mila atosika vao velona na oe tsy mazaka lalana sy rythm, mazava angamba izay oooo »
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment