PASITERA MAILHOL : TSY VOLAN’NY AMPAHAFOLON-KARENAN’NY FIANGONANA NO HIVEZIVEZENAY ANY IVELANY
Izay manafatra anay no miantoka anay zato isan-jato ( saran-dalana ‚ sakafo … ) fa tsy misy idirany ampahafolon-karenan’ny fiangonana ‚ saingy betsaka ny olona tsy mahalala izany ka tsy omen-tsiny ‚ hoy izy nivahiny tao amin’ny fahitalavitra Real TV androany 09 Septambra 2022 ‚ taoriany fiverenany avy tany ivelany.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.