MADAGASIKARA : MIFANDIMBY AHITANA FATINA TROZONA ( BALEINE ) NY MORON-DRANOMASINA
Tsy fantatra mazava izay tena antony fa efa saika ahitana fatina trozona avokoa ny morondranomasin’i Madagasikara tatoato izay . Nanomboka tao Libanona Fort Dauphin izany ‚ vao tsy ela tao amin’ny Grand pavois Mahajanga ary izao indray aty Ramena Antsiranana ‚ misy zanaka trozona hita faty eo amoron-dranomasina.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.