LONDRE : PRINTSY CHARLES ‚ ZANAKIN’NY MPANJAKAVAVY ELISABETH II NO HANDIMBY SY HITONDRA FIRENENA
Ny Printsy Charles no handimby ny Mpanjaka Elizabeth II ‚ Izy dia zanaka lahin’ny Mpanjakavavy ‚ 73 taona ary hitondra anarana CHARLES III.
Izy araka izany no Mpanjaka vaovao hitondra ny vahoaka Anglisy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.