CR AMBODISIKIDY – BEALANANA ‚ FARITRA SOFIA
Toerana lavitra arabe vita tara no saro-dalana ‚ any amin’ny tapany antsinanan’ny Distrikan’i Bealanana ‚ faritra Sofia no misy ny kaominina ambanivohitra AMBODISIKIDY.
Ny voly vary ‚ lavanio ‚ café sns miampy fiompiana no foto-pivelomany mponina any . 2 000Ar/KG ny café any an-toerana.
Iza no efa tany sy afaka milaza ny zava-misy any ?
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.