a
FandraisanaVaovaom-paritraANALALAVA : VOATENDRY HO LEHIBEN’NY DISTRIKA I XAVIER NAINA

ANALALAVA : VOATENDRY HO LEHIBEN’NY DISTRIKA I XAVIER NAINA

ANALALAVA : VOATENDRY HO LEHIBEN’NY DISTRIKA I XAVIER NAINA

 Efa nisahana andraikitra maro teto amin’ny firenena Malagasy ‚ niasa sy nitondra traikefa ary fahaizamanaony tamin’ny fitantanan-draharaham-panjakana tamin’iny faritra atsimon’i Madagasikara iny i Xavier Naina ‚ mialoha ny fanendrena azy ho lehiben’ny Distrika ao Analalava . Ny fanapahan-kevitra nandritra ny filan-kevitry ny minisitra androany 07 septembra 2022 no nanendrena azy hiasa ao Analalava.

Tsiahivina ihany fa zanaky ny faritra Sofia ‚ avy ao Port Bergé izy araka ny loharanom-baovao . Miarahaba sy mirary azy mba hahavita be amin’ireo adidy maro nankinina taminy.
_____________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment