ππππππππππππ πππ π (ππ’ππ«π¨ ππ§ππ¨π€π² π§π² π ππ¦π©ππ§ππ«π¨π¬π¨ππ§π πππ¨ππ¨π§π²)
Β Β Nitohizana androany 21 Novambra 2024 ny hetsika fanadiovana tanΓ na sy lalan-drano niarahanβny Zandarimariam-pirenena sy ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy.
Β Β Hetsika fisorohana ny fiakarany rano mandritra ny fotoam-pahavaratra sady fiarovana ny aim-bahoaka sy ny fanananyβ hoy ny Cdt de Groupement Sofia – Kolonely Ralaikoto Hajatiana.