a
FandraisanaSosialyπ“π€π‘π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™πˆ ππŽπ‘π“ 𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 : π“π€π…π€πŠπ€π“π‘π€ πŸπŸŽπŸŽπŸŽπ€π« 𝐍𝐘 π•πˆπƒπˆπ-πƒπ‘π€ππŽ πŸππˆπƒπŽπ

π“π€π‘π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™πˆ ππŽπ‘π“ 𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 : π“π€π…π€πŠπ€π“π‘π€ πŸπŸŽπŸŽπŸŽπ€π« 𝐍𝐘 π•πˆπƒπˆπ-πƒπ‘π€ππŽ πŸππˆπƒπŽπ

Β  Β Tsy jerena intsony ny fahadiovany na fahalotoan’ny rano izay azo eny am-bavarano fa zara aza misy ho ampiasaina sy sotroina. Vao mangirandratsy dia efa feno olona milahatra rano eny am-bavarano eny hatramin’ny 08 Ora alina izanyβ€š hoy ny fanazavana.

Β  Β Tafakatra 1 000Ar ny vidin-drano 01bidon na zerikanina mavo ao an-toerana. Hita mitatitra sy maka rano eny avokoa ny sarangan’olona rehetraβ€š mivezivezy ny fiara isan-karazany hatramin’ny taxi-motoβ€š bisikleta sns.

Β  Β Raha mahalany 10bidon isan’andro ny tokantrano iray dia 10 000Ar efa atao vonona isan’androβ€š izay mitontaly 300.000Ar isam-bolana. Miakatra araka izany ny fandaniana isam-bolana. Sahirana ny vahoakaβ€š miandrandra vahaolana maharitra.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment