πππ ππππππππ ππππππππ : ππππππππ ππ ππππππ ππππππ πππππ – ππππ ππππππππ πππππππππ-πππππππ πππ πππππππππ
Β Β Vontonβalahelo aminβny fahalasananβny mpiarabelona ao an-tanΓ na ny mponina ka samy naneho ny firaisankina aminβny fiandrasam-paty tao Belalogno Distrika Befandrina Avaratra.
Β Β Nandritra izany anefa no nanararaotra namaky trano ity rangahy tombanana ho 30 taona mahery ity ka tratra ary niharany hatezeram-bahoaka.
Β Β Niezaka niaro ny ain-drangahy ihany ny mpitandro filaminana tao an-tanΓ na fa tsy tΓ na ny vahoaka efa romotra noho ny tsy fandriampahalemana ka tsy navelanβny fokonolona raha tsy afakβaina.
Β Β Tsiahivina fa herinandro vitsy izay no nisy rangahy mpandraharaha iray nikasa hanangom-bokatraβ nisy nanafika sy nanetitetika tao an-tranony fa mbola avotra noho ny ezaka ny manampahefana ifotonyβ fa mbola karohina ireo mpivahiny nanao ny fanafihana hatramin’izao.