ππππππππ ππππ : πππππππππβππ ππππ ππππππ πππ ππππ πππππππ
Β Β Efa hatraminβny alakamisy 07 Novambra 2024 teo no niala tao an-tranonyβ rehefa nodarohinβny Reny keliny i Emmanuel kelyβ zazalahy 13 taona mipetraka ao Ambalafaminty II Distrika Antsohihy.
Β Β Tsy mbola niverina hatraminβizao ary sahiran-tsaina ny Raibeny (Dadilahiny) mitety Distrikaβ mivezivezy aminβny tanΓ na maro mitady azy.
Β Β Mila vonjy amintsika mpiarabelonaβ hoanβizay manam-baovao momba io zanakay io dia miangiavy mba hiantso ny laharana +261 34 88 585 26 na hanatitra azy aminβny manampahefana akaiky azy indrindraβ hoy Raibeny – Atoa LEPAPY mipetraka ao Ambalafaminty II.