a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaBLACK NADIA : NIFONA AMIN’NY VAHOAKA MALAGASY

BLACK NADIA : NIFONA AMIN’NY VAHOAKA MALAGASY

BLACK NADIA : NIFONA AMIN’NY VAHOAKA MALAGASY

   MIARAHABA ANAREO VAHOAKA MALAGASY NY TENAKO

   MAMETRAKA FIFONANA AMINAREO VAHOAKA MALAGASY NY TENAKO ,TAMINY VIDEO IZAY NATAOKO TETO AMINY TAMBAZOTRA .OLOMBELONA AHO MANDIA TANY KEA SOLAFAKA INDRAINDRAY .FA MBA AOKA RE IZAY RY MALAGASY HAVAKO  MIFANKATIAVA FA TSY FALY NY HIFANDRATRA.
   IZAY MBOLA TSY NANONTA AMINAREO,MITORAHA VATO AHY. RENY AHO MAFY ANIE IZANY HOE :ZANAKAO MISY MANDRAHONA ANEFA ZAZA TSY MANATSINY.
   OLOMBELONA MANAN-TSAINA AHO KA TSY MANAMBANY AHY NY MIFONA ,SATRIA HAVAKO IANAREO.
MAMELA AHY
AMPY IZAY
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment