ππ ππ : ππππππππππππππππππ ππ ππππππππ π ππππππππ πππππππππ ππππππππ π ππππππππ πππππππ π πππ-ππ
Β Β Nivoaka taminβny 04 Oktobra 2024 teoβ ny Mpianatra nahavita fianarana tao aminβny IFPS (Institut de Formation ParamΓ©dicaux Sofia) izay miisa 118 (44 Sages femmes + 74 InfirmiΓ¨res). Andiany faha-10 izay nampitondraina anarana βPROMOTION FANEVAβ ireto nivoaka ireto.
Β Β Miavaka tanteraka izy ireo noho ny fahaizana sy fahafehezana ny asany. Natolotra ireo mpianatra taminβity fotoana ity ihany koa ny karatra maha mpikambana azy ao anaty βOrdre des infirmiΓ¨res de Madagascarβ.
Β Β Nisy Nofon-kena mitam-pihavanana niarahana nifalyβ tonga niatrika ny lanonana famoahana mpianatra nahavita fianarana ity ny solontena ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo manampahefana maro. Tazana nanome voninahitra ny fotoana ihany koa ny Tale mpanorina IFPS – Atoa Botosera Jean AimΓ© dit John Love.