ππ« ππππππ ππππππππ : ππππππ πππππππππ ππππβππ πππππππππ πππππππ – πππππππ ππ π πππππππππππ ππππβππ πππ πππππ
Β Nihaona taminβny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla tao aminβny toeram-piasany ny Filoha Mpanorina ny ONG MAlagasy MobilisΓ©s pour lβAction (MAMOA), Atoa RATSIMBAZAFY Yasser Gerardain, ny 09 Oktobra 2024.
Β Β Nifantoka taminβny famahana ny olanβny rano eny anivonβny Β« CitΓ©s universitaires Β» Ankatso ny fihaonana ka hitondra fandraisana anjara ho famahana ny olana ny ONG MAMOA. Hisy, araka izany, ny fidinana ifotony tsy ho ela eny Ankatso hiarahana aminβireo teknisianina avy ao aminβity fikambanana ity.
Β Β Ny ONG MAMOA dia fikambanana tsy miankina aminβny Fanjakana misehatra aminβny asa sosialy izay efa manampy ny fiarahamonina aminβny alalanβnyfanatanterahana asa sy fanampiana.