πππππππππ : πππππππ ππ πππππ ππ πππππ πππ βπππππππβ ππ ππππππππππβππ ππππ
Β Β Vita androany 09 Oktobra 2024 ny antsapaka ny laharanβireo kandida 04 nahafeno antotan-taratasy firotsahan-kofidiana sy nahazo fankatoavana taminβny OVEC ho Benβny tanΓ na ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy :
– NΒ°01 : Victor Mickey dit AMADAβ
– NΒ°02 : Mara DonnΓ©β
– NΒ°03 : Vanessa Justicia dite Vaney’s Tsara VintagΓ±aβ
– NΒ°04 : NASIRY ALI dit Maire Nasira
Β Β Andrasana ny fotoana ny fampielezan-kevitra ahitana vinanβasanβireo kandida ary ny fotoam-pifidianana ahitana izay tena mamim-bahoaka.