a
FandraisanaVaovaom-paritraπ‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ π€ππ˜ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€

π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ π€ππ˜ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€

π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ π€ππ˜ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€

Β  Β Eto amin’ity toerana ity no maka rano sotroina sy hanasana lamba ary ampiasaina ao an-tanΓ na ny mponina ao amin’ny tanΓ na antsoina hoe Mazavasoaβ€š fokontany Lintaβ€š kaominina Antsatramidola Distrikan’i Mandritsara.

Β  Β Tianay raha mba atao β€œbΓ©ton – ciment” manodidina azy ity amin’izay tsy very ny ranoβ€š ary afaka tehirizina ihany koaβ€š efa nasinay hazo vaventy ihany eo fa tsy mahatazo azy koa iangaviana izay afaka manampy amin’izany mba hitondra tolo-tΓ nanaβ€š hoy izy ireo nitafa tamin’ny Tanora iray sendra nandalo tamin’ity toerana ity.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment