πππππππππ : πππππππ ππππβππ π πππππππ πππ ππππ πππππππ
Β Β Efa nisy ny fizarana tapakila isaky ny tokantrano voakasiky ny fizarana lay eny anivon’ny fokontanyβ ka ireny tapakila ireny no hoentina maka izany mba hisiany filaminana sy mba ahafahanβolon-drehetra misitraka ny lay misy odimokaβ hoy ny fanazavana nataonβny tompon’andraikitra eo anivonβny fahasalamana ato aminβny Distrika Antsohihy.
Β Β Maimaimpoana ny lay izay ho zarainaβ koa amporisihana ny mpiarabelona mba samy hampiasa izany araka ny tokony ho izyβ fa tsy anaovana zavatra hafa. Hisy ihany koa ny fanaraha-maso iarahana aminβny manampahefana sy ny mpitandro filaminana hoanβizay mampiasa izany aminβny zavatra hafaβ ary andraisana fepetra.
Β Β Mialoha izany rehetra izany dia nisy ny fivoriana sy dinika niraisanβireo manampahefana sy tompon’andraikitraβ ny firaisamonimpirebena ho fiatrehana ny fizarana lay misy odimokaβ ho fiarovana ny vahoaka.
Β Β Mahafaty ny Tazomoka raha tsy voatsabo ara-potoanaβ koa aleo misoroka toy izay mitsabo.